Matokia (FEOMAFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro homjora ireo olana izay miseho
´zay efa tena mahakivy anao
Ka tsy laitra
Antokatrano ny tsy fisiana
Tao tononkira.serasera.org ady matetika fijaliana
Ka mafaitra eh!!!

Ireo rehetra mba nianteherana
Nitodika ivoho tsisy ny fitserana
Mila ho resy eh
Inona intsony no antenaina
Izay rehetra mba nantenaina
Rava maina.

Ref:
Aza kivy fa mijoroa
Aza ketraka mirosoa
Mahereza sy mahatanjaha
Miankohofa dia mivavaha

Arindrino ny tranonao
Antsoy Izy locar dia amaly anao
Izay mangataka no homena
Izay maharitra no mjwac vonjena

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FEOMAFI
Hits : 573
Likes : 0 Like
Created by : Mientana92
Date : 16/07/2024 09:41
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301