Matokia (FEOMAFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ireo olana izay miseho
´zay efa tena mahakivy anao
Ka tsy laitra
Antokatrano ny tsy fisiana
Tao ady matetika fijaliana
Ka mafaitra eh!!!

Ireo rehetra mba nianteherana
Nitodika ivoho tsisy ny fitserana
Mila ho resy eh
Inona intsony no antenaina
Izay rehetra mba nantenaina
Rava maina.

Ref:
Aza kivy fa mijoroa
Aza ketraka mirosoa
Mahereza sy mahatanjaha
Miankohofa dia mivavaha

Arindrino ny tranonao
Antsoy Izy dia amaly anao
Izay mangataka no homena
Izay maharitra no vonjena
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEOMAFI
Visites : 79
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mientana92
Date : 16/07/2024 09:41
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0744