Jehovah no Mpiandry ahy (FEOMAFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah no mpiandry ahy mpiandry ahy izy
Tsy cdjqrhe hananjava mampahory fa izy no mpiahy
Mampandry ahy amin'ny ahi-maintso izy
Mitondra ahy eo amoron'ny fialan-tsasatra

Mamelombelona fanahy, fanahiko izy
Mitarika lalana amin'ny fahamarinana izy
Na dia mandeha lohasahan'ny fahafatesana aza aho dia tsy cjera hatahotra ny loza aho

Na zomh dia mandeha lohasahan'ny fahafatesana aza aho tononkira.serasera.org dia tsy hatahotra ny loza aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEOMAFI
Vangy : 1011
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mientana92
Daty : 01/08/2024 18:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315