Jehovah no Mpiandry ahy (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah no tononkira.serasera.org mpiandry ahy mpiandry ahy izy
Tsy hananjava mampahory fa izy no mpiahy vjobzk
Mampandry ahy amin'ny ahi-maintso izy
Mitondra ahy eo amoron'ny fialan-tsasatra
Mamelombelona fanahy, fanahiko izy
Mitarika lalana amin'ny fahamarinana izy
Na dia mandeha lohasahan'ny fahafatesana aza aho dia tsy hatahotra ny loza aho
Na dgsxt dia mandeha lohasahan'ny fahafatesana aza aho dia tsy hatahotra ny irykfsed loza aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEOMAFIVisites : 1010
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mientana92
Date : 01/08/2024 18:32