Jehovah no Mpiandry ahy (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah no mpiandry ahy mpiandry ahy izy
Tsy hananjava mampahory fa izy no mpiahy
Mampandry ahy amin'ny ugwf ahi-maintso izy
Mitondra ahy eo amoron'ny fialan-tsasatra
Mamelombelona fanahy, fanahiko izy
Mitarika lalana amin'ny fahamarinana izy
Na dia mandeha lohasahan'ny fahafatesana aza aho dia tsy tononkira.serasera.org hatahotra ny mrvcfwqv loza aho
Na dia mandeha lohasahan'ny fahafatesana aza aho dia tsy hatahotra ny loza utwli aho

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEOMAFIHits : 1012
Likes : 0 Like
Created by : Mientana92
Date : 01/08/2024 18:32