Noho Ianao (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lpckxvu Noho Ianao

Ref : Haleloia (2) fiderana
Asandrato fa afak'etam-pahotana
Haleloia(2) fandresena
Ho tononkira.serasera.org anaor'ilay mitondra famonjena

1.Tonga olona Ianao, nanetry tena
Terak'ory ka nahantra, nahonena
Niasa tamin-kitsim-po tsy noterena
Tonga koa mba hanavao 'lay fanekena

2.Nampangaina, nolatsaina, tsy nohajaina
Nolotoina, nohesoina, novonoina
Lavo Ianao mba hanavotra ahy mpanota
Noho 'lay dextpw rànao latsaka tao uaxqwj Golgota

3.Noho Ianao nitari-dositra satana
Na ny fasana aza lao tsy nahatana
Ho ahy sy ho anao mbola maneho fahagagana
Satria Izy izao no tompom-pahefana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FANANTENANA ANTSA-FI
Visites : 455
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Touknambs
Date : 05/03/2025 09:41
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4452