Ny hantahanta (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY HANTAHANTANAO

1/
Ny hantahantanao tsy nampaninona Azy
'reo ditraditranao dia niaretany
fa isan'andro ianao miaraka Aminy
omeny izay rehetra tianao

Ref :
Ray ô, endrey 'ty vitanao
Tsy takatry ny saiko izao
Fitia tsy mety ritra no nasetrinao
Ho anay hatrany hatany isaoranay ianao
Izay nanomba sy nitsena anay ety

2/
Namena toy ny jaky aza, ireo helokao
Dia ho fotsiany hadio ho toy ny oram-panala
Fa isan'andro Izy te hanadio anao
Tsy foiny ho very raha ianao

Ref :
Ray ô, endrey 'ty vitanao
Tsy takatry ny saiko izao
Fitia tsy mety ritra no nasetrinao
Ho anay hatrany hatany Isaoranay ianao
Izay nanomba sy nitsena anay ety
--------
Rohy:
Hevitra
hery ( 02/01/2025 16:44)
Mba ahitsio ho sora-madinika (minuscule) afatsy ny litera voalohany na ny anarana ny lohateny rehetra azafady.
Touknambs ( 03/01/2025 11:04)
aleo fa ahintsiko
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FI
Vangy : 29
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 31/12/2024 08:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0774