Vaovao mahafaly (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hafatra soa lazainay ha,ha!
Jesosy avao rô izany a!
Toriana, lazaina eran-tany ha,ha!
Mba ho toa ny fanjakany a!

1/
'Zay mantsy nolazainy, hatrany am-paran'ny tany
Torio, lazao ho ren'izao tontolo izao

Ny hafatra soa lazainay ha,ha!
Jesosy avao rô izany a!
Toriana, lazaina eran-tany ha,ha!
Mba ho toa ny fanjakany a!

2/
Ao 'reo zay tsy mahalala,
tario mvjl ho ao am-bala
Ho iray ihany ny dia ao amin'ny zxutvo kristy

Ny hafatra soa lazainay ha,ha!
Jesosy avao rô izany a!
Toriana, lazaina eran-tany ha,ha!
Mba ho toa ny fanjakany a!

3/
Sarotra mantsy ny dia,
nefa tsy kivy satria
Andry afo no eo aloha, andry rahona soa

Ny hafatra soa lazainay ha,ha!
Jesosy tononkira.serasera.org avao rô izany a!
Toriana, lazaina kszepka eran-tany ha,ha!
Mba ho toa ny fanjakany a!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FANANTENANA ANTSA-FI
Visites : 408
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Touknambs
Date : 31/12/2024 07:38
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2048