Raha tsy teo ianao (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RAHA TSY TEO IANAO

Raha tsy teo ianao jesosy ô!
Misy hasiny ve izaho!
'Lay fitiavana nimatesanao
Misy ho anjarako
Soa fatazako hamonjy ahy... ianao
Tsy hisalasala aho
Fa natolotrony tanako
Ho eo aminao

1/
'Lay finoana saika lo teo
Novelominao...
Hanana fototra sy ratsana,
Tena mamoa
Ianao no nampitraka
Nahazahoako hery vao

Raha tsy teo ianao jesosy ô!
Misy hasiny ve izaho!
'Lay fitiavana nimatesanao
Misy ho anjarako
Soa fatazako hamonjy ahy... ianao
Tsy hisalasala aho
Fa natolotrony tanako
Ho eo aminao

2/
Indro foana ny hantsana
'Lay mampisaraka
Lay tsiky no efa tazako
Eny an-tavanao
Fa ny eo akaikinao
No mahatsara ahy

Raha tsy teo ianao iesosy ô!
Misy hasiny ve izaho!
'Lay fitiavana nimatesanao
Misy ho anjarako
Soa fatazako hamonjy ahy...Ianao
Tsy hisalasala aho
Fa natolotrony tanako
Ho eo aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FI
Vangy : 32
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 31/12/2024 07:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5428