Andeha marea (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANDEHA MAREA

Andeha marea, Andeha marea!
Andeha marea hietsika hanompo an'i Jesosy e!
Andeha marea, Andeha marea!
Andeha marea hietsika hanompo an'i Jesosy e!

Ilaozan-tsika ny hadalana
Fa efa hita izao ny lalana ombana
Isika tsa mba hihanahana
Fa efa voahitsakitsaka i satana

Andeha marea, Andeha marea!
Andeha marea hietsika hanompo an'i Jesosy e!
Andeha marea, Andeha marea!
Andeha marea hietsika hanompo an'i Jesosy e!

Taomy iaby ny fianakaviana
Ambarambarao, ambarambarao
Fa aza ariana
Ialao reny ratsy f'aza variana
Ho tapitrany lera
Jesosy ho avy tsy ho ela

Andeha marea, Andeha marea!
Andeha marea hietsika hanompo an'i Jesosy e!
Andeha marea, Andeha marea!
Andeha marea hietsika hanompo an'i Jesosy e!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FI
Vangy : 16
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 31/12/2024 07:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0787