Noho Ianao (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noho Ianao
Ref : Haleloia (2) fiderana
Asandrato zbkeycq fa afak'etam-pahotana
Haleloia(2) fandresena
Ho anaor'ilay mitondra famonjena
1.Tonga olona Ianao, nanetry tena
Terak'ory ka nahantra, nahonena
Niasa tamin-kitsim-po tsy noterena
Tonga koa ofpebm mba hanavao 'lay fanekena
2.Nampangaina, nolatsaina, tsy nohajaina
Nolotoina, nohesoina, novonoina
Lavo Ianao mba hanavotra ahy mpanota
Noho 'lay rànao latsaka tao Golgota
3.Noho Ianao nitari-dositra satana
Na ny fasana aza lao tsy nahatana
Ho ahy sy ho anao mbola maneho tononkira.serasera.org fahagagana
Satria Izy izao no jivrj tompom-pahefana
Ref : Haleloia (2) fiderana
Asandrato zbkeycq fa afak'etam-pahotana
Haleloia(2) fandresena
Ho anaor'ilay mitondra famonjena
1.Tonga olona Ianao, nanetry tena
Terak'ory ka nahantra, nahonena
Niasa tamin-kitsim-po tsy noterena
Tonga koa ofpebm mba hanavao 'lay fanekena
2.Nampangaina, nolatsaina, tsy nohajaina
Nolotoina, nohesoina, novonoina
Lavo Ianao mba hanavotra ahy mpanota
Noho 'lay rànao latsaka tao Golgota
3.Noho Ianao nitari-dositra satana
Na ny fasana aza lao tsy nahatana
Ho ahy sy ho anao mbola maneho tononkira.serasera.org fahagagana
Satria Izy izao no jivrj tompom-pahefana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 455
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 05/03/2025 09:41
