Salamo 34 (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SALAMO 34
Hisaotra an'i Jehovah lalandava aho
Hisaotra an'i Jehovah lalandava aho
Ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana
Ho tononkira.serasera.org eo am-bavako ny fiderana Azy
Jehovah no reharehan'ny fanahiko
Hahare ibcdvis izany ny mpandefitra ka ho faly
Ref :
Miaraha, miaraha mankalaza
Miaraha, miaraha mankalaza
Miaraha mankalaza an'i Jehovah rtrkuf amiko
Ary aoka hiara-hanandratra yxopgdlr ny Anarany isika.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 477
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 31/12/2024 06:32