Tefeo ny finoako (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tefeo ny finoako
1/Nokoloinao ho mpanompo, Mahatoky (ireto zanakao)
Notefenao, hahay hahazaka,ny mangidy(sy ny mamy)
Nandrato avy hatrany, nampitaihany koa, lay teninao (Mahavelona)
Na sarotra ny dia, nitrakafaTia ho famonjena
Teny an-dalana teny, nandalo rahom-bava,
Teo ianao Jesô,
Nandalo hafaliana,...fahasoavana
teo ogwr ianao Jesô
Namihina anay, tsy holavo, tsy irery izahay
Ref :
Jesôsy o! tefeo ny finoako
Tsy ho voahozongozona,
Maro anie ny hetraketrakin'ny tany, mapihemotra
Jesôsy o! Tefeo ny finoako
Tsy hovoahozongozona,
Maro anie ny tsy faly Aminao,
Rehefa Ianao no ambara
2/Notorianay na aiza aleha, ny Anaranao (Ianao Mpanjaka)
Tsy miova,ny anio, mandrakizay (Ianao Jesô o!)
Fa misy ireo mino, ny famonjena, ka voavonjy (olom-baovao)
Reo minia kosa, ... mikiribiby, nenina foana.
Teny an-dalana teny, nandalo rahom-bava,
Teo ianao Jesô,
Nandalo hafaliana,...fahasoavana
teo ianao Jesô
Namihina anay, tsy holavo, tsy irery ssziz izahay
Ref :
Jesôsy o! tefeo ny finoako
Tsy ho voahozongozona,
Maro anie ny hetraketrakin'ny tany, mapihemotra
Jesôsy o! Tefeo ny finoako
Tsy hovoahozongozona,
Maro anie ny tsy kidnp faly Aminao,
... Rehefa Ianao no ambara
... Rehefa Ianao no toriana
... Rehefa Ianao no deraina
....Rehefa Ianao tononkira.serasera.org no ambara
A/C RAKOTOMALALA Clément FANANTENANA ANTSA-FI Nov2017

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 427
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 06/01/2025 08:44