Noho Ianao (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noho Ianao
Ref : Haleloia (2) fiderana
Asandrato fa afak'etam-pahotana
Haleloia(2) rephf fandresena
Ho anaor'ilay mitondra famonjena
1.Tonga olona Ianao, nanetry tena
Terak'ory ka nahantra, nahonena
Niasa tamin-kitsim-po tsy noterena
Tonga koa mba hanavao batkambp 'lay fanekena
2.Nampangaina, tononkira.serasera.org nolatsaina, tsy nohajaina
Nolotoina, nohesoina, novonoina
Lavo Ianao mba hanavotra ahy mpanota
Noho 'lay rànao latsaka tao Golgota
3.Noho Ianao nitari-dositra satana
Na ny fasana ysodh aza lao tsy nahatana
Ho ahy sy ho anao mbola maneho fahagagana
Satria Izy izao no tompom-pahefana
Ref : Haleloia (2) fiderana
Asandrato fa afak'etam-pahotana
Haleloia(2) rephf fandresena
Ho anaor'ilay mitondra famonjena
1.Tonga olona Ianao, nanetry tena
Terak'ory ka nahantra, nahonena
Niasa tamin-kitsim-po tsy noterena
Tonga koa mba hanavao batkambp 'lay fanekena
2.Nampangaina, tononkira.serasera.org nolatsaina, tsy nohajaina
Nolotoina, nohesoina, novonoina
Lavo Ianao mba hanavotra ahy mpanota
Noho 'lay rànao latsaka tao Golgota
3.Noho Ianao nitari-dositra satana
Na ny fasana ysodh aza lao tsy nahatana
Ho ahy sy ho anao mbola maneho fahagagana
Satria Izy izao no tompom-pahefana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FANANTENANA ANTSA-FIVisites : 454
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Touknambs
Date : 05/03/2025 09:41
