Mamindra fo (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
abdytex Mamindra fo
Mamindra fo amiko Andriamanitra ô!
Mamelà ny hadisoana vitako
Araka ny fahasoavanao Tompo ô!
Diovy aho, sasao mba ho afak'eloka
Andriamanitra ô,Andriamanitra ô!
Nahoana kqppig no dia mahafoy hay Ianaoo!
Mba tantano aho handiany làlanao o
Sy hanao izay rehetra sitrakao
Taminao dia taminao no nanotako
Ny ratsy frbpeg teo imasonao no efa nataoko
Amorony fo madio ahoTompo ô!
Ka tononkira.serasera.org havaozy koa ny fanahiko
Mamindra fo amiko Andriamanitra ô!
Mamelà ny hadisoana vitako
Araka ny fahasoavanao Tompo ô!
Diovy aho, sasao mba ho afak'eloka
Andriamanitra ô,Andriamanitra ô!
Nahoana kqppig no dia mahafoy hay Ianaoo!
Mba tantano aho handiany làlanao o
Sy hanao izay rehetra sitrakao
Taminao dia taminao no nanotako
Ny ratsy frbpeg teo imasonao no efa nataoko
Amorony fo madio ahoTompo ô!
Ka tononkira.serasera.org havaozy koa ny fanahiko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 442
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 01/02/2025 11:04
