Mamindra fo (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamindra fo
Mamindra fo amiko Andriamanitra ô!
Mamelà ny hadisoana vitako
Araka ny fahasoavanao Tompo ô!
Diovy eljfym aho, bsma sasao mba ho afak'eloka
Andriamanitra ô,Andriamanitra ô!
Nahoana no dia mahafoy hay Ianaoo!
Mba tantano aho handiany tononkira.serasera.org làlanao o
Sy hanao izay rehetra sitrakao
Taminao dia taminao no nanotako
Ny ratsy teo imasonao no efa nataoko
Amorony fo ckfue madio ahoTompo ô!
Ka havaozy koa ny fanahiko
Mamindra fo amiko Andriamanitra ô!
Mamelà ny hadisoana vitako
Araka ny fahasoavanao Tompo ô!
Diovy eljfym aho, bsma sasao mba ho afak'eloka
Andriamanitra ô,Andriamanitra ô!
Nahoana no dia mahafoy hay Ianaoo!
Mba tantano aho handiany tononkira.serasera.org làlanao o
Sy hanao izay rehetra sitrakao
Taminao dia taminao no nanotako
Ny ratsy teo imasonao no efa nataoko
Amorony fo ckfue madio ahoTompo ô!
Ka havaozy koa ny fanahiko
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FANANTENANA ANTSA-FIVisites : 441
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Touknambs
Date : 01/02/2025 11:04
