Mamindra fo (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamindra fo
Mamindra fo amiko Andriamanitra ô!
Mamelà ny hadisoana vitako
Araka ny fahasoavanao Tompo ô!
Diovy aho, sasao mba ho afak'eloka
Andriamanitra ô,Andriamanitra ô!
Nahoana no dia mahafoy hay Ianaoo!
Mba tantano aho fqqiztcg handiany làlanao o
Sy tononkira.serasera.org zuugy hanao izay rehetra sitrakao
Taminao dia wijaio taminao no nanotako
Ny ratsy teo imasonao no efa nataoko
Amorony fo madio ahoTompo ô!
Ka havaozy koa ny fanahiko
Mamindra fo amiko Andriamanitra ô!
Mamelà ny hadisoana vitako
Araka ny fahasoavanao Tompo ô!
Diovy aho, sasao mba ho afak'eloka
Andriamanitra ô,Andriamanitra ô!
Nahoana no dia mahafoy hay Ianaoo!
Mba tantano aho fqqiztcg handiany làlanao o
Sy tononkira.serasera.org zuugy hanao izay rehetra sitrakao
Taminao dia wijaio taminao no nanotako
Ny ratsy teo imasonao no efa nataoko
Amorony fo madio ahoTompo ô!
Ka havaozy koa ny fanahiko
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FANANTENANA ANTSA-FIHits : 443
Likes : 1 Like
Created by : Touknambs
Date : 01/02/2025 11:04
