Ilay Andriamanitro (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay Andriamanitro
Ilay Andriamanitro
No ambarako aminao
Andriamanitra mahery
Mahagaga tokoa
Andriamanitra tsy mba mandao ô!
Na lpash mahafoy anao
Olo-maro sesehena
Tiany handray ny gktrpd famonjena
Fantatrao tononkira.serasera.org ve 'lay zanany
Tokana 'zay hany hananany
Dia nafoiny tokoa tokoa figvv ô!
Mba hanavotra antsika
Ilay Andriamanitro
No ambarako aminao
Andriamanitra mahery
Mahagaga tokoa
Andriamanitra tsy mba mandao ô!
Na lpash mahafoy anao
Olo-maro sesehena
Tiany handray ny gktrpd famonjena
Fantatrao tononkira.serasera.org ve 'lay zanany
Tokana 'zay hany hananany
Dia nafoiny tokoa tokoa figvv ô!
Mba hanavotra antsika
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 545
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 01/02/2025 11:02
