Ilay Andriamanitro (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay Andriamanitro

Ilay Andriamanitro
No ambarako aminao
Andriamanitra mahery
Mahagaga tokoa
Andriamanitra tsy mba mandao ô!
Na mahafoy anao

Olo-maro sesehena
Tiany handray ny famonjena
Fantatrao tononkira.serasera.org ve 'lay zanany
Tokana uaspxia 'zay hany auhrhncc hananany
Dia nafoiny tokoa xmstqtre tokoa ô!
Mba hanavotra antsika

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FANANTENANA ANTSA-FI
Hits : 544
Likes : 1 Like
Created by : Touknambs
Date : 01/02/2025 11:02
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0816