Ilay Andriamanitro (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay bgmy Andriamanitro
Ilay Andriamanitro
No ambarako aminao
Andriamanitra mahery
Mahagaga tokoa
Andriamanitra tsy mba mandao ô!
Na tononkira.serasera.org mahafoy anao
Olo-maro sesehena
Tiany handray ny famonjena
Fantatrao ve 'lay zanany
Tokana mvcse 'zay hany hananany
Dia nafoiny tokoa tokoa ô!
Mba hanavotra jvatu antsika
Ilay Andriamanitro
No ambarako aminao
Andriamanitra mahery
Mahagaga tokoa
Andriamanitra tsy mba mandao ô!
Na tononkira.serasera.org mahafoy anao
Olo-maro sesehena
Tiany handray ny famonjena
Fantatrao ve 'lay zanany
Tokana mvcse 'zay hany hananany
Dia nafoiny tokoa tokoa ô!
Mba hanavotra jvatu antsika
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 546
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 01/02/2025 11:02
