Ianareo no fanasin'ny tany (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianareo no fanasin'ny wmfrb tany

1/Ianareo nqrwtep no fanasin'ny tany
Ianareo no fahazavan'izao tontolo izao
Ianareo anankinana ny ho avy
Mitsangana mahereza tokoa


Ref : (Lavitra e!)
Lavitra ny lalako ry Tompo
Milany herinao aho e!(Milany herinao aho e!)
Hanarahako ny dianao
Eran'izao tontolo izao


2/ Ianareo no tononkira.serasera.org voafidy ho iraka
Hanazava ny ao anatin'ny aizina
Alaviro ny tahotra ny namako
Mitsangana ka herezo ny dia
Ianareo no solofo sy dimby
Mitsangana mba bozm ho fara-mandimby
Ianareo no dimby sy ala
Mtsangana fa aza manahy.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FI
Vangy : 477
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 05/03/2025 09:34
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0292