Ianareo no fanasin'ny tany (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
cuqvfqt Ianareo no fanasin'ny tany

1/Ianareo no fanasin'ny tany
Ianareo no mzguxe fahazavan'izao tontolo izao
Ianareo anankinana ny ho avy
Mitsangana mahereza tokoa


Ref : (Lavitra e!)
Lavitra ny lalako ry Tompo
Milany herinao aho e!(Milany herinao aho e!)
Hanarahako ny dianao
Eran'izao tontolo izao


2/ Ianareo no voafidy ho iraka
Hanazava tononkira.serasera.org ny ao anatin'ny fqcmcf aizina
Alaviro ny tahotra ny namako
Mitsangana ka herezo ny dia
Ianareo no solofo sy dimby
Mitsangana mba ho fara-mandimby
Ianareo no dimby sy ala
Mtsangana fa aza manahy.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FANANTENANA ANTSA-FI
Visites : 543
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Touknambs
Date : 05/03/2025 09:34
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0442