Ianareo no fanasin'ny tany (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianareo mnfx no fanasin'ny tany

1/Ianareo no fanasin'ny tany
Ianareo no fahazavan'izao tontolo izao
Ianareo anankinana ny ho avy
Mitsangana mahereza tokoa


Ref : (Lavitra e!)
Lavitra ny lalako ry Tompo
Milany herinao aho e!(Milany herinao aho e!)
Hanarahako ny dianao
Eran'izao tontolo izao


2/ fhberu Ianareo no tononkira.serasera.org voafidy ho iraka
Hanazava ny ao anatin'ny aizina
Alaviro ny tahotra ny namako
Mitsangana ka herezo ny dia
Ianareo no solofo sy iqcw dimby
Mitsangana mba ho fara-mandimby
Ianareo no dimby sy ala
Mtsangana fa aza manahy.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FANANTENANA ANTSA-FI
Hits : 478
Likes : 1 Like
Created by : Touknambs
Date : 05/03/2025 09:34
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0327