Efa Akaiky Izy (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa Akaiky Izy
Fony Izy tonga tety an-tany
Dia nitory nilaza hoe ienpcu mibebaha
Fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra
Miomana fa tononkira.serasera.org ho ampankarina
Ref :
Aza sondriana sao taraiky ianao (ianao)
Aza sondrina variana Amin'ity nvgwp fiainana ity
Tsy aleo ve ianao manomana ny hoavinao
Mba handraisanao ilay paradisa soa
Ianao izay mandre anay izao
Efa nodinihinao ve ny tenanao?
Ireo toetra ratsy izay mangeja tokoa
Dia mba hialao sao ho anenenanao
Ref.......
(LV) Mibebaha — (V) ianao
(LV) qjymwbyk lalao — (V) ny ratsy fanao
Ref.......
Fony Izy tonga tety an-tany
Dia nitory nilaza hoe ienpcu mibebaha
Fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra
Miomana fa tononkira.serasera.org ho ampankarina
Ref :
Aza sondriana sao taraiky ianao (ianao)
Aza sondrina variana Amin'ity nvgwp fiainana ity
Tsy aleo ve ianao manomana ny hoavinao
Mba handraisanao ilay paradisa soa
Ianao izay mandre anay izao
Efa nodinihinao ve ny tenanao?
Ireo toetra ratsy izay mangeja tokoa
Dia mba hialao sao ho anenenanao
Ref.......
(LV) Mibebaha — (V) ianao
(LV) qjymwbyk lalao — (V) ny ratsy fanao
Ref.......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 161
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mahatony79
Daty : 25/08/2026 11:36
