Efa Akaiky Izy (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa Akaiky Izy
Fony Izy tonga tety an-tany
Dia nitory nilaza hoe mibebaha
Fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra
Miomana fa ho ampankarina
Ref :
Aza sondriana sao taraiky ianao (ianao)
Aza sondrina variana Amin'ity fiainana ity
Tsy vivaclks aleo ve ianao manomana ny hoavinao
Mba handraisanao ilay paradisa soa
Ianao izay mandre anay izao
Efa okayip nodinihinao ve ny tenanao?
Ireo toetra ratsy izay tononkira.serasera.org mangeja tokoa
Dia mba hialao sao ho netmjntg anenenanao
Ref.......
(LV) Mibebaha — (V) ianao
(LV) lalao — (V) ny ratsy fanao
Ref.......
Fony Izy tonga tety an-tany
Dia nitory nilaza hoe mibebaha
Fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra
Miomana fa ho ampankarina
Ref :
Aza sondriana sao taraiky ianao (ianao)
Aza sondrina variana Amin'ity fiainana ity
Tsy vivaclks aleo ve ianao manomana ny hoavinao
Mba handraisanao ilay paradisa soa
Ianao izay mandre anay izao
Efa okayip nodinihinao ve ny tenanao?
Ireo toetra ratsy izay tononkira.serasera.org mangeja tokoa
Dia mba hialao sao ho netmjntg anenenanao
Ref.......
(LV) Mibebaha — (V) ianao
(LV) lalao — (V) ny ratsy fanao
Ref.......
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FANANTENANA ANTSA-FIVisites : 160
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mahatony79
Date : 25/08/2026 11:36
