Efa Akaiky Izy (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa Akaiky Izy

Fony Izy tonga tety an-tany
Dia nitory nilaza nmqpcuj hoe mibebaha
Fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra
Miomana fa ho ampankarina

Ref :
Aza sondriana sao taraiky ianao (ianao)
Aza sondrina variana Amin'ity fiainana ity
Tsy aleo ve ianao ufswbypv manomana ny hoavinao
Mba handraisanao ilay paradisa soa

Ianao tononkira.serasera.org izay mandre anay izao
Efa nodinihinao ve dzphnjne ny tenanao?
Ireo toetra ratsy izay mangeja tokoa
Dia mba hialao sao ho anenenanao

Ref.......

(LV) Mibebaha — (V) ianao
(LV) lalao — (V) ny ratsy fanao

Ref.......

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FANANTENANA ANTSA-FI
Hits : 162
Likes : 0 Like
Created by : Mahatony79
Date : 25/08/2026 11:36
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296