Antson'ny Tompo (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antson'ny Tompo
Ny antson'nyTompo ao am-poko dia tsy hidifiako
Na inona zavatra tiako sy hankamamiako
Ny ratsy izay notompoiko, Ilaozako muoyiv sady hafoiko
Satria 'lay Mpamonjy tia no miantso hoe: "Avia"
Izay mikasa hamilivily ho very fotoana
Izay manohitohitra ny antso dia aim-bery foana
Satria efa momba hatrany,'lay tompon'ny hery tsy lany
1/ Mitàna ny toky nomeny sy efanekeny
2/ Atolotro Azy anio Ny foko madio
3/ qsen Hosetrin'izany antso izany inty aho fa tamy (x4)
Sambatra re'zay mandré zany feo sarobidy
Sambatra koa izay manoa ka mamita mamita ny adidy
Fa roso hatrany ychrv ny dia ny tononkira.serasera.org hihemotra dia sanatria
Jeso efa eo aloanao Miantso mitaona ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 471
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 11/01/2025 10:31