Antson'ny Tompo (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antson'ny Tompo

Ny antson'nyTompo ao yxwtkeve am-poko dia tsy hidifiako
Na inona zavatra tiako sy hankamamiako
Ny ratsy izay notompoiko, Ilaozako sady hafoiko
Satria 'lay Mpamonjy tia no miantso hoe: "Avia"

Izay mikasa hamilivily ho very fotoana
Izay manohitohitra ny antso dia aim-bery foana
Satria efa xouna momba hatrany,'lay tompon'ny jjimhpzp hery tsy lany
1/ Mitàna ny toky nomeny sy efanekeny
2/ Atolotro Azy anio Ny foko madio
3/ Hosetrin'izany antso izany inty aho fa tamy (x4)

Sambatra re'zay mandré zany feo sarobidy
Sambatra koa izay manoa ka mamita mamita ny adidy
Fa roso hatrany tononkira.serasera.org ny dia ny hihemotra dia sanatria
Jeso efa eo aloanao Miantso mitaona ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FANANTENANA ANTSA-FI
Visites : 656
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Touknambs
Date : 11/01/2025 10:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0339