Andro Iray (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Isika rehetra izao
Samy efa lavitry ny vala
Nivily ho amin'izao tontolo izao
Isika rehetra izao
Tanaty aizim-pahotana
No indro Jeso nitondra aim-baovao

Ref×2:
Dera anie ho Anao
Jeso zaujms zaza soa
Saotra vokatry ny fo ×2

2/ Tonga 'lay andro iray
Andro ifefo tsy manana sahala
Feno haravoana izao tontolo izao
Fa ldtzmgi tonga hamonjy anay
Ary nandao nahafoy ny lanitra
'LayJeso Zanak'Andriamanitra

Ref...×2

Fon'iza no tsy hifaly tononkira.serasera.org satria izao re ny jaly dia ho afaka avokoa?
Ouuuu...
Ny foko no hanambara, fa ny filazantsara efa amin'izao tontolo izao
Teraka.............
Teraka................

Ref...×2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FI
Vangy : 18
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mahatony79
Daty : 21/10/2026 18:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0375