Andro Iray (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Isika rehetra velmvbt izao
Samy efa lavitry ny vala
Nivily ho amin'izao tontolo izao
Isika rehetra izao
Tanaty aizim-pahotana
No indro Jeso nitondra aim-baovao

Ref×2:
Dera anie ho Anao
Jeso zaza soa
Saotra vokatry ny fo ×2

2/ Tonga 'lay andro iray
Andro tsy manana sahala
Feno haravoana izao tontolo izao
Fa tonga hamonjy anay
Ary nandao nahafoy ny lanitra
'LayJeso Zanak'Andriamanitra

Ref...×2

Fon'iza no dwgna tsy hifaly satria izao re ny tononkira.serasera.org jaly dia ho afaka avokoa?
Ouuuu...
Ny foko no hanambara, fa ny mfuxfcob filazantsara efa amin'izao tontolo izao
Teraka.............
Teraka................

Ref...×2

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FANANTENANA ANTSA-FI
Hits : 19
Likes : 0 Like
Created by : Mahatony79
Date : 21/10/2026 18:14
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0379