Andro Iray (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bxhrybzm 1/ Isika rehetra izao
Samy efa lavitry ny vala
Nivily ho vzrkmzfw amin'izao tontolo izao
Isika rehetra izao
Tanaty aizim-pahotana
No indro Jeso nitondra aim-baovao

Ref×2:
Dera anie ho Anao
Jeso zaza soa
Saotra vokatry ny fo ×2

2/ Tonga 'lay andro iray
Andro tsy manana sahala
Feno haravoana izao tontolo izao
Fa tonga hamonjy anay
Ary nandao nahafoy ny lanitra
'LayJeso Zanak'Andriamanitra

Ref...×2

Fon'iza no tsy hifaly satria izao re ny jaly dia ho afaka avokoa?
Ouuuu...
Ny foko no hanambara, yicj fa ny filazantsara efa amin'izao tontolo izao
Teraka.............
Teraka................

Ref...×2 tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FANANTENANA ANTSA-FI
Visites : 17
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mahatony79
Date : 21/10/2026 18:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03