Miaraka aminao (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa eo ianao
mamiratra fitia ny efitranoko
lalovanao,
tarafinao.
Mientanentana ilay foko ntobkk toa niahiahy
nefa fitiavana
tsy notambazana
foiko ho anao
efa babonao.
Sambatra aho manana anao
Eo anilako psimvy eo, eo foana ianao
Sambatra aho miaraka aminao
Fitiavako !
Omaly ianao nataoko vazivazy
dia nolaviko
ny angolanao,
ny teninao,
kanjo tonga ianao
nanolotra fitia
izay vao tsapako
fa tiako ianao uyjbmoe tsy handao.
Tsy handao !
Tsy handao !
Hmmm sambatra aho eo tononkira.serasera.org anilanao...
mamiratra fitia ny efitranoko
lalovanao,
tarafinao.
Mientanentana ilay foko ntobkk toa niahiahy
nefa fitiavana
tsy notambazana
foiko ho anao
efa babonao.
Sambatra aho manana anao
Eo anilako psimvy eo, eo foana ianao
Sambatra aho miaraka aminao
Fitiavako !
Omaly ianao nataoko vazivazy
dia nolaviko
ny angolanao,
ny teninao,
kanjo tonga ianao
nanolotra fitia
izay vao tsapako
fa tiako ianao uyjbmoe tsy handao.
Tsy handao !
Tsy handao !
Hmmm sambatra aho eo tononkira.serasera.org anilanao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Do RajohnsonVangy : 20478
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/01/2003 09:44
