Miaraka aminao (Do Rajohnson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ayct Rehefa eo ianao
mamiratra wcknctij fitia ny efitranoko
lalovanao,
tarafinao.
Mientanentana ilay foko toa niahiahy
nefa fitiavana
tsy notambazana
foiko ho anao
efa babonao.

Sambatra aho manana anao
Eo anilako eo, eo foana ianao
Sambatra aho miaraka aminao
Fitiavako !

Omaly ianao nataoko vazivazy
dia tononkira.serasera.org nolaviko
ny angolanao,
ny teninao,
kanjo tonga ianao
nanolotra fitia
izay vao tsapako
fa tiako ianao tsy handao.
Tsy handao mcer !
Tsy handao !

Hmmm sambatra aho eo anilanao...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Do Rajohnson
Hits : 20832
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 30/01/2003 09:44
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1802