Inty re ny foko (Do Rajohnson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa noheinoinao ilay ao am-poko ao
Sa nodianao tsy re, f'izaho nanome
Nitia mangina anao.
Moa nohenoinao ilay ao am-poko ao
Sa nodianao tsy re f’izaho nanome
Nitia mangina anao.
Ity re ny foko omeko anao
Tsy hoe sanatria kilalao
Valio fitia re raha azo atao
Afoiko ho anao ho toky sy hifampitantana.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Do Rajohnson
Vangy : 8640
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 30/07/2002 14:56
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0112