Ho antsika (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy andriko, fa hihira ho anao
Tsapako fa zay no azoko atao
Mamiko ny ora toy izao
Fifaliana no ao am-poko ao
Hotsinjaraiko manontolo omeko
Afoiko daholo
Hampiray antsika ety
Ny fontsika hifangia
Hotetezintsika hiombonam-peo
Ny voaary rehetra ireo
Any ora, any andro iray
Mbola hihaonantsika xgsm eto tononkira.serasera.org indray
Ny fontsika mbola hifandray
Hiara-hikalo, hihira rahatrizay
Hotsinjaraiko manontolo omeko
Afoiko daholo
Hampiray antsika ety
Ny fontsika hifangia
Hotetezintsika iombonampeo
Ny voaary rdsfv rehetra ireo
Hihira ihany aloha
Hanandratra ny fo
Hira iray mandrakizay
Ho anao sy ho ahy
Any ora, any andro iray
Mbola hihaonantsika eto indray
Ny fontsika mbola hifandray
Hiara-hikalo, hihira rahatrizay
cqysr
Tsapako fa zay no azoko atao
Mamiko ny ora toy izao
Fifaliana no ao am-poko ao
Hotsinjaraiko manontolo omeko
Afoiko daholo
Hampiray antsika ety
Ny fontsika hifangia
Hotetezintsika hiombonam-peo
Ny voaary rehetra ireo
Any ora, any andro iray
Mbola hihaonantsika xgsm eto tononkira.serasera.org indray
Ny fontsika mbola hifandray
Hiara-hikalo, hihira rahatrizay
Hotsinjaraiko manontolo omeko
Afoiko daholo
Hampiray antsika ety
Ny fontsika hifangia
Hotetezintsika iombonampeo
Ny voaary rdsfv rehetra ireo
Hihira ihany aloha
Hanandratra ny fo
Hira iray mandrakizay
Ho anao sy ho ahy
Any ora, any andro iray
Mbola hihaonantsika eto indray
Ny fontsika mbola hifandray
Hiara-hikalo, hihira rahatrizay
cqysr
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Do RajohnsonVisites : 11044
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 28/02/2015 19:22
