Iza ? Aiza ? (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na lavitra ahy aza ianao
Tsy saqn hiova fa miandry anao
Na inona na inona hanjo,
Ianao qpwlehke , ianao no ao an-doha,
Aza miandry ela,
Avia mba tsidiho.
Toa satriko aza,
Ny anio dia anio. (*2)
Ref:
Aiza ? No ahitako toa anao intsony!
Ka f’aingana ! fa izao tsy intsony,
Raha tsy eo ianao.
Iza ? armgutn No hasoloko anao indray ,
Ny fo efa mitambatra iray,
Mahamay.
Na lavitra ahy aza ianao
Tsy hiova fa miandry anao
Na inona na inona hanjo,
Ianao, ianao no ao tononkira.serasera.org an-doha,
Ref…..
Aza miandry ela,
Avia mba tsidiho.
Toa satriko aza,
Ny anio dia anio.
Ref…..
Na lavitra ahy aza ianao
Tsy hiova fa miandry anao
Na inona na inona hanjo,
Ianao, ianao no ao an-doha.
Do Rajhonson-
Tsy saqn hiova fa miandry anao
Na inona na inona hanjo,
Ianao qpwlehke , ianao no ao an-doha,
Aza miandry ela,
Avia mba tsidiho.
Toa satriko aza,
Ny anio dia anio. (*2)
Ref:
Aiza ? No ahitako toa anao intsony!
Ka f’aingana ! fa izao tsy intsony,
Raha tsy eo ianao.
Iza ? armgutn No hasoloko anao indray ,
Ny fo efa mitambatra iray,
Mahamay.
Na lavitra ahy aza ianao
Tsy hiova fa miandry anao
Na inona na inona hanjo,
Ianao, ianao no ao tononkira.serasera.org an-doha,
Ref…..
Aza miandry ela,
Avia mba tsidiho.
Toa satriko aza,
Ny anio dia anio.
Ref…..
Na lavitra ahy aza ianao
Tsy hiova fa miandry anao
Na inona na inona hanjo,
Ianao, ianao no ao an-doha.
Do Rajhonson-
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Do RajohnsonVangy : 6041
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Haro
Daty : 08/09/2006 19:12
