SAROBIDY (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Sarobidy loatra ilay fitiavanao
Nomenao tononkira.serasera.org ahy , efa manjaka ato amiko ka aza manahy , ie,ie
Indro ny foko no efa natokako, ho anao irery ihany
Ho anao ry ilay tiako sy any tokako eto an-tany
2-Mamiko tokoa cwiyl raha ny fitiavanao , tena sarobidy
Sambatra ny foko fa nahay nisafidy , ie ,ie
Mino marina aho ,fa ho finaritra ,raha ny ho avintsika
Satria ilay fitiavantsika hivoitra mibaliaka
Refrain sexxf :Tsy ataoko diso anjara na koa diso toerana
Ny fonao efa tia izay azoko honenana
Hametrahako ny aiko sy ny fanantenako
Ny fiainako rehetra ho zary fahasambarana
Ilay fitia tsy misy fetra
3-Sambatra ny fo ary azo antoka , rsug anilanao ry tiana
Ny androm-pianako rehetra ho feno fifaliana
Tsy ataoko tsinontsinona ,na ho hamaivaniko
Tsy ambany sanatria, fa mahery lanja ato amiko izany hoe:tena tia
Refrain :...........
-Tsy atakaloko vola na harena hianao ry ilay tsy foiko
-Sarobidy amiko hianao ry ilay tiako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Do RajohnsonVangy : 6333
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FANANDRIANA Joelle Dilyanah
Daty : 30/11/2003 03:57