Efa eto aho (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ianao, fanilon’ny fiainako hitantana ahy rahatrizay
Ianao, ianao, masoandro mamiratra ho ahy ka tsy foiko atakalo.
Avalony hatreo ny ambom-po izay nisakanantsika waolkssy wolb ireo saina sy fo.
Avalony hatreo ny omaly, efa eto aho fa aza tomany.

Avalony hatreo ny ambom-po izay nisakanantsika ireo tononkira.serasera.org saina sy fo.
Avalony hatreo ny aozgf omaly, efa eto aho fa aza tomany.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Do RajohnsonHits : 8230
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 30/07/2002 14:55