Tiako (Do Rajohnson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia rbhfkmop namirifiry
Tia aho dia tononkira.serasera.org nikiry
Ireo toky hoe tiana niaraha-natao
Dia mbola hiainako atramin’izao
Ka tsy hino aho mnyniqio hoe
Tsy hino aho raha hifandao

Toa izay rehetra nafoiko ho anao
Dia namoronako feo ka injao
Ka tsy hino ianao
Tsy hino hoe isika hifandao

Tsy nisy fotoana
Tsy anembonako anao
Marary ny fo raha ilaozanao tokoa
Ka aza dzur avela irery aho
Tena tia anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Do Rajohnson
Visites : 9514
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : bodo
Date : 06/10/2003 22:47
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0344