Miaraka aminao (Do Rajohnson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa eo ianao
mamiratra fitia ny efitranoko
lalovanao,
tarafinao.
Mientanentana ilay foko toa tononkira.serasera.org niahiahy
nefa fitiavana
tsy notambazana
foiko ho anao
efa babonao.

Sambatra aho manana anao
Eo anilako eo, eo foana ianao
Sambatra elvav aho miaraka aminao
Fitiavako !

Omaly ianao nataoko vazivazy
dia nolaviko
ny angolanao,
ny teninao,
kanjo tonga ianao
nanolotra fitia
izay vao tsapako
fa tiako ianao tsy cofkn handao.
Tsy handao !
Tsy handao !

Hmmm sambatra aho xkwdsvfp eo anilanao...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Do Rajohnson
Visites : 20477
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 30/01/2003 09:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0341