Ampidiro aloha ny tenimiafina
TOLORY VONINAHITRA (Chorale Antsan' Ivontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Dera ho an'ny Avo indrindra zpdq nahary ity tontolo,
fahefanana dfooi ananany dia tsy misy fetra;
Namolavola vatana sy hery, ary saina , fo, Fanahy,
Hiatrehana ny androm-piainana rehetra.
2-Ny fitiavanao anay dia tsy azo oharina,
ary na oviana dia tsy miova izany;
Naniraka ny zanakao hamonjy ny ekgfhcd taninay tety,
nahafoy ny ainy hanala ny otanay!
3- Ny finoanay ry Tompo, mba ampitomboy hatrany,
ireo teninao ho vatsim-piainanay isan'andro ;
Ka mbola manantena fiainam-baovao hiorina aminao Tsitoha,
hitsangan-ko velona izahay notiavinao.
Fiv:
Ho antsika zanany nomeny fiadanana,
Tolory voninahitra mandrakizay Izy Avo indrindra.
A/C: tononkira.serasera.org Francis Odet RAMAMONJISOA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Antsan' IvontovoronaVangy : 931
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rfo_project
Daty : 15/02/2020 10:50