TOLORY VONINAHITRA (Chorale Antsan' Ivontovorona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Dera ho an'ny Avo indrindra nahary pvfsm ity tontolo,
fahefanana  ananany dia tsy misy fetra;
Namolavola vatana gyroxfxm sy hery, ary saina , fo, Fanahy,
Hiatrehana ny androm-piainana rehetra.

2-Ny fitiavanao anay dia  tsy azo oharina,
ary na oviana dia tsy miova izany;
Naniraka ny zanakao hamonjy ny taninay tety,
nahafoy ny ainy hanala ny otanay!

3- Ny finoanay ry Tompo, mba ampitomboy hatrany,
ireo teninao ho vatsim-piainanay isan'andro ;
Ka  mbola tononkira.serasera.org manantena fiainam-baovao  hiorina aminao Tsitoha,
hitsangan-ko velona izahay notiavinao.

Fiv:
Ho antsika zanany nomeny fiadanana,
Tolory voninahitra mandrakizay Izy nncu Avo indrindra.

A/C: Francis Odet RAMAMONJISOA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0746