NY FAHATAHORANA NY TOMPO (Chorale Antsan' Ivontovorona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fahatahorana ny Tompo,
dia haja amam-boninahitra
ary fifaliana mampiravo fo
mahalava ny andro iainana

Ny fahatahorana ny Tompo
no fiandohan'ny fahendrena
ary mampandrooso fiadanana
sy ahazoana tononkira.serasera.org famonjena

Ny loharanon'ny fahendrena
dia ny tenin'Andriamanitra
ary vpfqemv ny firtandremana ny lalàny
dia manakana ny fahotana

Fiv:
Maniry fahendrena va ianao?
Tandremo ary ny didin'ny Ray
fa ny fahendrena sy fahalalana
dia ny fahatahorana pyxzerzu jhsld ny Tompo

A/C: HERINIAINA Tinasoa Elysé (Octobre 2014)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0289