NY FAHATAHORANA NY TOMPO (Chorale Antsan' Ivontovorona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fahatahorana ny Tompo,
dia haja amam-boninahitra
ary fifaliana mampiravo fo
mahalava ny andro iainana

Ny fahatahorana ny Tompo
no fiandohan'ny fahendrena
ary mampandrooso fiadanana
sy ahazoana famonjena

Ny loharanon'ny fahendrena
dia ny tenin'Andriamanitra
ary ny firtandremana ny lalàny
dia manakana ny fahotana

Fiv:
Maniry fahendrena va ianao?
Tandremo ary ny didin'ny tononkira.serasera.org Ray
fa ny fahendrena sywq sy fahalalana
dia ny jniqdrva fahatahorana ny Tompo

A/C: HERINIAINA Tinasoa Elysé (Octobre 2014)
krpx

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307