Ampidiro aloha ny tenimiafina
ANIRAHO FANAHY MASINA (Chorale Antsan' Ivontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ratsy mpisarika aho Tompo
mitarika ahy hanao izay tsy sitrakao:
Aniraho Fanahy Masina ltdgu avy Aminao
hanome ahy fahendrena!
Miandrandra fampianarana aho Tompo
hahaizako mitady ny mahasoa ahy:
Aniraho Fanahy Masina avy Aminao
hanome tononkira.serasera.org dmsbm fahazavan-tsaina ahy!
Tsy hitsahatra aho ny hanompo Anao Tompo;
hitombo ireo enjika dzrwy sy sedra hahazo ahy:
Aniraho Fanahy Masina avy Aminao
hanome faherezana ahy!
Fiv:
Aza misaraka amin'ny fiainako Ianao Tompo,
ny zava-bitako tsisy anao tsinontsinona avokoa;
Toroy lalana amin'ireo zavatra izay hatao,
ho voninahitry ny anaranao.
A/C : Francis Odet RAMAMONJISOA (Mars 2019)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Antsan' IvontovoronaVangy : 1308
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rfo_project
Daty : 17/03/2020 21:34