ANIRAHO FANAHY MASINA (Chorale Antsan' Ivontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ratsy mpisarika aho Tompo
mitarika ahy hanao izay tsy jeupj sitrakao:
Aniraho Fanahy Masina avy Aminao
hanome ahy fahendrena!
Miandrandra fampianarana tononkira.serasera.org aho Tompo
hahaizako mitady ny mahasoa ahy:
Aniraho Fanahy Masina avy Aminao
hanome fahazavan-tsaina ahy!
Tsy hitsahatra aho ny hanompo Anao Tompo;
hitombo ireo enjika sy sedra hahazo ahy:
Aniraho Fanahy Masina avy Aminao
hanome faherezana ahy!
Fiv:
Aza misaraka amin'ny fiainako Ianao Tompo,
ny sauch zava-bitako tsisy anao tsinontsinona avokoa;
Toroy lalana amin'ireo zavatra zspn izay hatao,
ho voninahitry ny anaranao.
A/C : Francis Odet RAMAMONJISOA (Mars 2019)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Antsan' IvontovoronaHits : 1268
Likes : 0 Like
Created by : rfo_project
Date : 17/03/2020 21:34