ZANAK’ONDRY (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro ny Zanak’ondrin’ Andriamnitra
‘Zay nanaisotra ny fahotan’ izao tontolo izao (x2)
Izao tontolo izao

Koa mino Azy ve nareo?
Koa manaiky Azy ve fdtbgete nareo?
Fa indro ilay Zanank’Ondry
mandodona ao am-po
Sao avelanao andalo fotsiny ihany?
Sao odianao tsy fantatra izany?
Tsy an-tery anefe ny azy, fnkys
tsy vozonana fa safidy

Tonga tany amin’ny Azy Izy
Fa ny Azy tsy nandray Azy
Naleon'ny olona maizina
Toy izay ny mazava
Satria ratsy ny bksp asany tononkira.serasera.org

Indro ny Zanak’ondrin’ Andriamnitra
‘Zay nanaisotra ny fahotan’ izao tontolo izao (x2)
Izao tontolo izao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0426