MADAGASIKARA SOA (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba mamiko tiako ry ilay Mpahary
‘Ty nosy nomenao anay
Iriko tokoa raha ilay Gasikara
No hanompo anao re ry Ray
Fa tena ankahalaiko sy mamenatra ahy hany
Indraindray ireto sampiny
Ka asandratray izao hira izao
Ifonanay Aminao
REFRAIN:
Mba mangataka aho Jesoa
Ianao amela anay
Mba henoy re ny talaho
Mamindra fo ny nosinay
Ka ivavaka ao am-po tononkira.serasera.org
Ny ventsoventsonay
Ho sambatra vzwd tokoa
Ilay madagasikara soa
Hiadana sy ho finaritra eh mbtu
Sambatra tokoa izahay
‘Ty nosy nomenao anay
Iriko tokoa raha ilay Gasikara
No hanompo anao re ry Ray
Fa tena ankahalaiko sy mamenatra ahy hany
Indraindray ireto sampiny
Ka asandratray izao hira izao
Ifonanay Aminao
REFRAIN:
Mba mangataka aho Jesoa
Ianao amela anay
Mba henoy re ny talaho
Mamindra fo ny nosinay
Ka ivavaka ao am-po tononkira.serasera.org
Ny ventsoventsonay
Ho sambatra vzwd tokoa
Ilay madagasikara soa
Hiadana sy ho finaritra eh mbtu
Sambatra tokoa izahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Vangy : 708
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kevin Razafindrakoto
Daty : 14/02/2022 21:26
