ZANAK’ONDRY (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro ny Zanak’ondrin’ Andriamnitra
‘Zay nanaisotra ny fahotan’ izao tontolo izao (x2)
Izao tontolo izao

Koa mino Azy ve nareo?
Koa manaiky Azy ve nareo?
Fa indro ilay Zanank’Ondry
mandodona ao gfid am-po
Sao avelanao andalo dmizrwx fotsiny ihany?
Sao odianao tsy fantatra izany?
Tsy an-tery anefe ny azy,
tsy vozonana fa safidy

Tonga tany amin’ny Azy Izy
Fa ny Azy tononkira.serasera.org tsy nandray Azy
Naleon'ny olona maizina
Toy izay ny mazava
Satria ratsy ny asany

Indro ny Zanak’ondrin’ Andriamnitra
‘Zay nanaisotra uhbrfwrz ny fahotan’ izao tontolo izao (x2)
Izao tontolo izao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0361