AN’IZA NY DERA (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
An'iza ny dera
Raha misy ny fahombiazana
An'iza ny laza
raha misy ny fahatsarana
REFRAIN:
Tsy ho ahy tononkira.serasera.org tsy ho anao
Tsy ho antsika rehetra izao
Fa ho an'ilay Mpahary
Ilay Mpanjaka bugk ny zavaboary
Asandrato ny hosana
Ndao iara-ihira amin'ny fiderana
Asandrato ny feon-tsika
ampiaraho amin'ny mozika.
An'iza ny dera
Raha misy ny fahombiazana
An'iza ny laza
raha misy licpr ny fahatsarana
An'iza nzcbzc ny saotra
Raha misy fandresena
An'iza ny voninahitra sy laza be
REFRAIN: ...
Raha misy ny fahombiazana
An'iza ny laza
raha misy ny fahatsarana
REFRAIN:
Tsy ho ahy tononkira.serasera.org tsy ho anao
Tsy ho antsika rehetra izao
Fa ho an'ilay Mpahary
Ilay Mpanjaka bugk ny zavaboary
Asandrato ny hosana
Ndao iara-ihira amin'ny fiderana
Asandrato ny feon-tsika
ampiaraho amin'ny mozika.
An'iza ny dera
Raha misy ny fahombiazana
An'iza ny laza
raha misy licpr ny fahatsarana
An'iza nzcbzc ny saotra
Raha misy fandresena
An'iza ny voninahitra sy laza be
REFRAIN: ...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Visites : 872
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kevin Razafindrakoto
Date : 14/02/2022 22:28
